Aiza no misy ny masoivoho PAOSITRA Finances ?

Tsy mitsahatra mitombo ny isan'ireo masoivoho hanampiana anao

Reharehanay ny manome tolotra ho anao mpanjifa amin’ny tanàn-dehibe 8, miaraka amin’ny masoivoho 23 efa misokatra.
Ho fandàlana ny soatoavina napetrakay, dia manitatra tsikelikely ny masoivoho manerana ny nosy izahay.

Ny fisokafan’ny masoivoho vaovao dia dingana iray lehibe hanakaikezanay kokoa anao.

Mifandraisa aminay

Immeuble Nassima II, 4ème étage, Golden Business Center, Alarobia Ivandry, Antananarivo 101
0 38 02 038 02

Araho izahay amin'ny tambazotra sosialy