Temps de lecture : < 1 minute

Ny 31 mey 2025, dia nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny masoivoho faha 23n’ny PAOSITRA Finances izay ao Manakara Be, tananan-dehibe 8 araka izany ankehitriny no misy ny tolotry ny PAOSITRA Finances.

Ity fisokafana amin’ny faritra Fitovinany ity dia manamafy ny fanirianay hanao ny tolotra ara-bola ho azon’ny rehetra sitrahana,

Ao Manakara, tahaka ny amin’ny tanana lehibe hafa, dia manolotra vahaolana mifanaraka amin’ny filan’ny mpanjifa izahay,
Mitana andraikitra lehibe araka izany ny PAOSITRA Finances amin’ny fampiatiana ara-bola.
Ny fisokafan’ny masoivoho tahaka izao dia dingana fanampiny hanakekezana anao mpanjifa hatrany.