Ireo vaovao misongadina
Manakara
Dingana vaovao hoan'ny PAOSITRA Finances, mitodidoha amin'ny faritra Fitovinany
Ny 31 mey 2025, dia nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny masoivoho faha 23n’ny PAOSITRA Finances izay ao Manakara Be, tananan-dehibe 8 araka izany ankehitriny no misy ny tolotry ny PAOSITRA Finances. Ity fisokafana amin’ny faritra Fitovinany...
Tohiny...
Toliara1
PAOSITRA Finances manohy ny fipariahana any Toliara
Dingana vaovao hoan’ny fipariahan’ny PAOSITRA Finances manerana ny nosy ny 23 mey 2025 lasa teo, satria dia nisokatra ao Toliara ny masoivoho faha 22-ny PAOSITRA Finances. Eo amin’ny araben’ny fahaleovan-tena, Tsimenatse I. Ankehitriny dia hita amin’ny tanan-dehibe...
Tohiny...
AMPELA PARÉ Le microcrédit au service de l’autonomisation des femmes
AMPELA PARÉ : Fampindramam-bola ho an'ny fampahaleovan-tenan'ny vehivavy Nivoaka ny 20 Martsa 2025
Amin’ny anjara fanoloran-tenany amin’ny fanomezana fampahaleovan-tena ara-bola ho an’ny vehivavy, ny PAOSITRA Finances, amin’ny alalan’ny hetsika AMPELA PARÉ, dia nikarakara andian’atrik’asa teo ambany lohahevitra hoe :...
Tohiny...
Actu-ampela-paré
Anjara toerana ho an'ny vehivavy :
Ao anatin’ny volana MARTSA , volana ho an’ny vehivavy, ny PAOSITRA Finances dia manome voninahitra ny vehivavy Malagasy rehetra, na mpanjifa, mpiasa, na mpiara-miombon’antoka, amin’ny alalan’ny HETSIKA Ampela ParĂ©, izay mimpitambatra...
Tohiny...
Actus-1-1280x600
Ny PAOSITRA Finances dia nampitombo ny vola azo hindramina hanohana bebe kokoa ny tetikasan'ny mpanjifany
Mazava ny fanoloran-tena an’ny PAOSITRA Finances : manohana ny tanjona ho an’ireo mpanjifa sy manampy azy ireo amin’ny fanatanterahana ny tetikasany. Mba hahafahana mamaly ny filan’ireo mpanjifa izay tsy mitsahatra mivoatra hatrany, dia...
Tohiny...
Snim
Fanombohana ofisialy ny paikady nasionalin'ny Fampiatiana ara-bola eto Madagasikara: jereo ny "onglet" mifandraika amin'izay
Miditra amin’ny dingana lehibe kokoa i Madagasikara miaraka amin’ny fanombohana ofisialy ny StratĂ©gie Nationale d’Inclusion Financière de Madagascar (SNIM) 2024-2028, ny 20 Desambra 2024 lasa teo, tao amin’ny Plan Anosy. Ity tetikasa maharitra...
Tohiny...

Mifandraisa aminay

Immeuble Nassima II, 4ème étage, Golden Business Center, Alarobia Ivandry, Antananarivo 101
0 38 02 038 02

Araho izahay amin'ny tambazotra sosialy