Ireo vaovao misongadina
Actus-2-1280x600
PAOSITRA Finances: tambajotra manakaiky anao hatrany: jereo ny "onglet" mifandraika amin'izay
Teo anelanelan’ny volana Septambra sy Desambra 2024, dia nanokatra masoivoho 20 vaovao ny PAOSITRA Finances mba handray ny fangatahana sy hanolorana fampindramama-bola. Ity firoboroboana haingana ity dia manaporofo ny fanoloran-tenanay hifandray akaiky amin’ny...
Tohiny...
Snim
Fanombohana ofisialy ny paikady nasionalin'ny Fampiatiana ara-bola eto Madagasikara: jereo ny "onglet" mifandraika amin'izay
Miditra amin’ny dingana lehibe kokoa i Madagasikara miaraka amin’ny fanombohana ofisialy ny Stratégie Nationale d’Inclusion Financière de Madagascar (SNIM) 2024-2028, ny 20 Desambra 2024 lasa teo, tao amin’ny Plan Anosy. Ity tetikasa maharitra...
Tohiny...
Actus-4-1280x600
Nahazo alalana ho toy ny andrimpanjakana momba ny famatsiam-bola ny PAOSITRA Finances Navoaka tamin'ny 12 Jona 2024
Tamin’ny LinkedIn, dia nidera indray ny tanjon’ny PAOSITRA Finances izy: “Mba hanamorana ny fidirana amin’ny serivisy ara-bola ho an’ny rehetra ary hanampy amin’ny fandrosoan’ny toekaren’i Madagasikara.” Fampandrosoana...
Tohiny...

Mifandraisa aminay

Immeuble Nassima II, 4ème étage, Golden Business Center, Alarobia Ivandry, Antananarivo 101
0 38 02 038 02

Araho izahay amin'ny tambazotra sosialy