Temps de lecture : < 1 minute

Dingana vaovao hoan’ny fipariahan’ny PAOSITRA Finances manerana ny nosy ny 23 mey 2025 lasa teo, satria dia nisokatra ao Toliara ny masoivoho faha 22-ny PAOSITRA Finances. Eo amin’ny araben’ny fahaleovan-tena, Tsimenatse I.

Ankehitriny dia hita amin’ny tanan-dehibe 7 manerana ny Madagasikara ny PAOSITRA Finances ary manamafy ny velirano izay noraisiny dia fanakaikaizana ny vahoaka ainn’y tolotra ara-bola.

Tsy fanokafana masoivoho fotsiny no natao, fa dingana iray indray amin’ny fisatrahana tolotra ara-bola tsy manavaka hoan’ny mpiasam-panjakana, ny mpiasa amin’ny orinasa tsy miainkina, ny mpiasa-tena ary ny orinasa madinika sy salantsalany amin’ny faritra Atsimo Andrefana.
Ny Iraka dia mazava : fikirakirana ara-bola ilaina sy azo idirana, amin’ny alalan’ny tolotra no sainina manokana mba hanome tosika ny tetik’asa manokana sy fandraharahana.

Fanamby notanana ny fanokafana tsirairay.

Ny tanàna tsirairay dia omena tolotra mitovy.
Ny ekipa PAOSITRA Finances Toliara dia mandray anao ny alatsinainy hatramin’ny zoma, amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 5 ora hariva.
Eto izahay miaino, miara-dalana ary mampandroso ny tetikasanao.

IANAO PARÉ, VINANAO TRATRA E !