Fantaro ary ny tolotra

Crédit KETRIKA

Mpiasam-panjakana na mpikarama amin'ny sehatra tsy miankina na mpiasam-panjakana misotro ronono ve ianao ?

Manana nofinofy hanavao, na hanangana ny tranonao ? te hampiroborobo ny tetikasanao?

Ny Crédit KETRIKA no natao ho anao !


Mahazoa hatramin’ny 10.000.000 Ar hamatsiana ny tetik’asanao ! Ity crédit ity dia natao hanampy anao amin’ny fividianana fitaovana, na fitaovana amin’ny fanorenana. Araraoty ary ny fomba fiasa haingana sy tsotra ary mahazoa fampindramam-bola mifanaraka amin’ny vola miditra aminao, amin’ny fe-potoana mifanaraka amin’ny fahafahanao, manomboka ny 6 ka hatramin’ny 30 volana ny famerenana.

Crédit HERIJIKA

Mpandraharaha na tompon'orinasa madinika ve ianao?

Mila vola hanitarana ny orinasanao na hanomboana tetikasa vaovao?

Ny Crédit HERIJIKA dia natao ho anao !


Mahazoa hatramin’ny 50.000.000 Ar hampiroborobona ny asanao ! Ity crédit ity dia natao hanohanana fandraharahana ara-barotra, asa tanana, ny sehatry ny fitaterana, toerana fisakafoanana, fanangonam-bokatra ary fanorenana. Misitraha fanohanana ara-bola hanohanana ny tetikasanao, miaraka amin’ny fepetra izay mety amin’ny filanao. Ary koa, misitraha fandoavam-bola mifanaraka amin’ny fahafahanao manomboka ny 6 ka hatramin’ny 24 volana.

Manantona ny masoivoho PAOSITRA Finances akaiky anao.

Ny ekipanay dia vonona hamaly ny fanontanianao sy hanampy anao.

Mifandraisa aminay

Immeuble Nassima II, 4ème étage, Golden Business Center, Alarobia Ivandry, Antananarivo 101
0 38 02 038 02

Araho izahay amin'ny tambazotra sosialy