Ireo vaovao misongadina
WhatsApp Image 2026-03-23 at 16.18
Fitokanana ny Masoivoho faha-24 - Nosy Be
✨Fitokanana ny Masoivoho faha-24 ny Paositra Finances. 🌟Fankalazana niarahana tamin’ny fitokanana ny Sambo Postaly ny Paositra Malagasy izay mampitohy Ankify – Nosy Be. 👉Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny Zoma 13 Marsa 2026 lasa teo ny Masoivoho...
Tohiny...
WhatsApp Image 2026-03-23 at 15.30
Fifamindram-pahefana Sekretera Jeneraly
Nandray ny toerany anio 04 Febroary 2026 ny Sekretera Jeneraly vaovao eto anivon’ny PAOSITRA Finances: Atoa RAHARIHAJANARIVO Bongré, Inspecteur Principal des Postes. Notontosaina androany ny fifamindram-pahefana, izay natrehan’ireo tompon’andraikitra ambony eto...
Tohiny...
WhatsApp Image 2025-11-25 at 16.23
PAOSITRA Finances sy MBALIK : fiaraha-miasa ho fampisitrahana angovo azo avy amin’ny masoandro ho an’ny Malagasy rehetra
Manoloana ireo fanamby ara-angovo atrehan’ny tokantrano maro sy ireo orinasa madinika sy salantsalany ankehitriny, dia nomarihina  tamin’ny fomba ofisialy, ny 21 novambra 2025 ny fiaraha-miasa stratejika eo amin’ny  PAOSITRA Finances an’ny vondrona  Paositra Malagasy...
Tohiny...
avec mme le maire
PAOSITRA Finances, isan’ny mpiara-miombon’antoka tamin’ny fankalazana ny faha-30 taona ny PAOSITRA RAPIDA
Tontosa ny 5 sy 6  Novambra 2025 lasa teo ny famaranana ny fankalazana ny faha-30 taona ny PAOSITRA RAPIDA, tolotra fandefasana entana haingana eo anivon’ny Paositra Malagasy. Notanterahina tao ORTANA – Zaridaina Antaninarenina izany hetsika lehibe izany ary natrehin’ireo...
Tohiny...
Actus-2-1280x600
PAOSITRA Finances: tambajotra manakaiky anao hatrany: jereo ny "onglet" mifandraika amin'izay
Teo anelanelan’ny volana Septambra sy Desambra 2024, dia nanokatra masoivoho 20 vaovao ny PAOSITRA Finances mba handray ny fangatahana sy hanolorana fampindramama-bola. Ity firoboroboana haingana ity dia manaporofo ny fanoloran-tenanay hifandray akaiky amin’ny...
Tohiny...
pf1
Lalana vaovao amin'ny fifamezivezena : mifampitantana ny PAOSITRA Finances sy ny Auto Import amin'ny hahafahana mividy moto YCF sy Nitro, aloha tsikelikely
Amin’ny vanim-potoana ankehitriny dia zava-dehibe ny fananana fahaleovan-tena mivezivezy, ny asa sy ny fampiroboroboana ara-toekarena; PAOSITRA Finances sy ny Auto Import dia nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny fiaraha-miasan’izy ireo mba hahafahan’ny Malagasy...
Tohiny...

Mifandraisa aminay

Immeuble Nassima II, 4ème étage, Golden Business Center, Alarobia Ivandry, Antananarivo 101
0 38 02 038 02

Araho izahay amin'ny tambazotra sosialy